COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Gouvernorat Région Boeny
Le canal d’irrigation secteur numéro 3 couvre 20.000 Ha de terres cultivables à Marovoay.

Journal des régions du 8 septembre 2021

    • Boeny : mihena ny velaran-tany azo volena any Marovoay noho ny fahasimban’ny lakandrano manondraka ny fambolena any an-toerana
    • Vatomandry : amin’ny 5 ora maraina dia efa milahatra ho an’ny fizaham-pahasalamana atolotry ny caravane médicale ny mponina
    • Diana : olona 6.300 no vita vakisiny tao anatin’ny 15 nanombohana ny fanaovam-bakisiny andihany faharoa any an-toerana
    • Toliara : nivoaka ny valim-panadinana Bakalorea 2021, i Betroka no nahazo vokatra tsara indrindra amin’ny taha-pahafahana 83 isan-jato

Studio Sifaka · 2021-09-08 VAOVAOM-PARITRA
  • Boeny : diminution de la surface des terres cultivables à cause des canaux d’irrigation endommagés à Marovoay
  • Vatomandry : dès 5h du matin, les résidents ont fait la queue pour les services de la caravane médicale
  • Diana :300 personnes vaccinées en 15 jours depuis la deuxième campagne de vaccination dans la localité
  • Toliara : les résultats du Baccalauréat 2021 annoncés
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter