COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Own work
Charbon en bambou

Journal des régions du 23 septembre 2021

Diana : akon’ny fankalazana ny andro maneran-tany hoan’ny volobe.

Menabe : nanomboka androany ary hifarana ny 25 setpambra izao ny fihaonamben’ny fambolena lovain-jafy.

Toamasina : vita hatramin’ny 95% amin’ny asa fanorenana ny ivotoerana fanodinana fako.

Boeny : fanentanana nataon’ny kaominina sy ny C4D momba ny fanararaotana ara-nofo.

Studio Sifaka · 2021-09-23 VAOVAOM-PARITRA

Diana : écho sur la célébration de la journée mondiale du bambou.

Menabe : le forum de l’agriculture durable débute ce jour et se terminera le 25 septembre.

Toamasina : les travaux du centre de tri et de traitement de déchet sont achevés à 95%.

Boeny : la commune urbaine de Mahajanga et la C4D sensibilisent sur les abus sexuels.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter