COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Air Madagascar Officiel
Un avion de la compagnie aérienne malgache sur le tarmac d'Ivato.

Journal du 15 octobre 2021

  • Toamasina : ny fiangarana, ny karazana halatra sy ny fitsaram-bahoaka no mahatonga disadisa eo anivon’ny fiarahamonina
  • Ady amin’ny fanararotana mamoafady sy fanaranana ara-nofo atao amin’ny ankizy : misy ny torolalana vaovao amin’ny fampiasana voambolana iraisana
  • Fanantenana amin’ny fanarenana ny kaompaniam-pitanterana an’habakabaka malagasy ny fisokafan’ny sisin-tany
  • Andro iraisampirenena ho an’ny fanasana tanàna : mahomby kokoa ny fanasana tanana amin’ny rano sy savony noho ny fampiasana gel hydroalcoolique

Studio Sifaka · 2021-10-15 NY VAOVAO
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter