COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Indri
Le 2 novembre a marqué un pic de pollution à Antananarivo.

Journal des régions du 6 novembre 2021

    • Mihoatra be noho ny tokony ho izy ny loto eny amin’ny rivotra eto Antananarivo
    • Faritra telo nanaovana fanandramana kazarazambary vaovao, izay azo ambolena tsara amin’ny tany mafana sy amin’ny tany mangatsiaka
    • Antananarivo : namaritra ireo toerana rehetra hatahorana ho tra-doza amin’ny firotsahan’ny orana ny BGNRC
    • Nanolotra paikady vaovao ny mininsteran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy ho fiarovana ireo soka-dranomasina hita any amin’ny faritra avaratra sy avaratra andrefan’ny Madagasikara
    • Hampiato ny zotra rehetra miainga eo amin’ny Garen’Ampasapito, mankany Mahanoro, Ilaka-Est sy Vatomandry, ireo mpitatitra, ao anatin’ny telo andro

Studio Sifaka · 2021-11-06 VAOVAOM-PARITRA
  • Antananarivo : vers des pics de pollution alarmants
  • Trois régions testées pour la plantation d’une nouvelle variété de riz 
  • BNGRC : identification des zones à risques par rapport aux fortes pluies
  • Ministère de l’environnement et du patrimoine : de nouvelles stratégies pour la protection des tortues marines dans le nord et le nord-ouest de la Grande Ile
  • Arrêt provisoire des services de transport routier de la Gare d’Ampasapito vers Mahanoro, Ilaka-Est et Vatomandry pendant 3 jours
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter