COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Minisiteran'ny Asa Vaventy - MTP Madagascar
Etat actuel de la RNT 35.

Journal des régions du 1er décembre 2021

    • Toamasina : nanomboka ny 29 novambra teo ary hifarana ny 4 desambra izao ny andiany faha 12 amin’ny fifaninana Slam National
    • Atsimo Andrefana : fanamboarana ny lalam-pirenena RNT 35 mampitohy an’i Sakaraha sy Beroroha izay mirefy 211 km
    • Diana : napetraka eo anivon’ny CRCO COVID ny komity misahana ny serasera momba ny risika eo amin’ny sehatry ny fahasalamana

Studio Sifaka · 2021 - 12 - 01 VAOVAOM - PARITRA
  • Toamasina : la 12ème édition du Slam National a débuté le 29 novembre et se poursuivra jusqu’au 4 décembre
  • Atsimo Andrefana : réhabilitation de 211 km de la RNT 35 reliant Sakaraha à Beroroha
  • Diana : mise en place d’un Comité Multisectoriel de Communication sur les Risques et Engagements Communautaires auprès de la CRCO COVID Diana
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter