COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©page Facebook Andry Rajoelina
L’inauguration du centre i-votika Vakinankaratra.

Journal des régions du 13 décembre 2021

- Faritra Atsinanana : niova ho CJST ny CRJS teo aloha ary misokatra amin’ny faritanin’ny Toamasina iray manontolo izy amin’izao

- Anôsy : tanora 184 isa niofana momba ny toe-karena manga nahazo fitaovana hiasana avy hatrany

- i-votika: ivon-toerana nomerika manome sehatra ankizy, tanora ary olona manana fahasembanana ara-batana any Vakinankaratra

- Itasy: omby maherin’ny 6.000 isa no ahitana trangan’aretina vaovao any Arivonimamo


Studio Sifaka · 2021-12-13 NY VAOVAOMPARITRA

- Le CRJS est désormais CJST, le centre est accessible pour toute la province de Tamatave

- Anôsy : 184 jeunes formés sur l’économie bleue sont dotés des matériels de démarrage d’activité

- i-votika : centre numérique pour enfants, jeunes et personnes handicapées dans la région Vakinankaratra

-Itasy : plus de 6.000 bovidés affectés par une nouvelle maladie à Arivonimamo

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter