- CTC-19 Soamandrakizay : raisina avokoa ireo marary tonga mialohan’ny hitazomana na hamindrana azy any amin’ny toby fitsaboana hafa
- Fitanterana : nitombo 5.000 hatramin’ny 15.000 ariary ny saran-dalana makany amin’ny faritra mandritra ny fety
- Hasiam-panitsiana avokoa ny fomba fiasan’ireo rafitra misehatra amin’ny fitanterana an-dranomasina
- Solosaina 8 no azon’ny sekoly lycée annexe Antsiranana vokatry ny ezaka nataon’ny ray aman-drenin’ny mpianatra
