- Faritra Analamanga : Nomena alàlana hivarotra amoron-dalana vonjimaika ireo mpivarotra.
- Vakinankaratra: Amidy mora ireo vokatra any ambanivohitr’i Vakinankaratra noho ny haratsin’ny làlana.
- Ambilobe – Ranomafana – Morondava : Renim-pianakaviana 12 tsy mahay malaky teny sy manoratra nofanina ho lasa injeniera.
- Région Analamanga : Les vendeurs ambulants provisoirement autorisés à utiliser le trottoir.
- Région Vakinankaratra : les produits locaux vendus à très bas prix faute de route.
- Ambilobe-Ranomafana-Morondava : 12 mères de familles illettrées formées pour êtres ingénieures solaires.








