- Ouverture de la route nationale n°2 PK 108+600 à Moramanga.
- Diminution des cas de feu à Antsohihy.
- Compte rendu des états de lieu à Madagascar suite aux fortes pluies.
- Des femmes pêcheurs de Tuléar bénéficient d’une formation.
- Nisokatra androany maraina ny lalam-pirenena faharoa teo amin’ny lalana tapaka PK 108+600 any
Moramanga. - Nihena ny doro tanety any Antsohihy vokatry ny fifandrimbonan’ireo mpikambana ao anatin’ny
Komity Miady amin’ny afo. - Ny zava-nisy eraky ny nosy vokatry ny rotsak'orana be loatra.
- Nahazo fiofanana ireo vehivavy mpanjono any Toliary mahakasika ny jono sy ny fahaleovan-tenan’izy ireo.