COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation
Conséquence des intempéries.

Le journal des régions du 28 janvier 2022

  • 13 personnes attendus devant le tribunal dans le naufrage du MS Francia 3.
  • La reprise des cours dans les établissements hébergeant les sinistrés est encore incertaine. 
  • Les intempéries ont faits 48 morts dans tout Madagascar.
  • Formation sur le montage de projet par l’ONG ACT.

Studio Sifaka · 2022-01-25 NY VAOVAOMPARITRA

  • Hiakatra fampanoavana ireo olona 13 voarohirohy tamin’ny raharaha naharendrika ilay sambo Francia tany Soanieran’Ivongo.
  • Tsy mbola fantatra hatreto na afaka ny hanohy ny fampianarana ny Alatsinainy ho avy izao na tsia, ireo mpianatra amin’ireo sekoly mandray ireo traboina.
  • Tafiakatra 48 ny isan’ireo namoy ny ainy vokatry ny rivo doza Ana teo iny.
  • Niofana mahakasika ny fananganana tetikasa ny fikambanana ampolony avy eto Analamanga.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter