RN2 : notapahina ora 4 androany noho ny fanamboarana.
Atsimo andrefana : ampy hiatrehana ny maitso ahitra ho an’ny faritra atsimo ny tahirim-bary.
Analamanga: homena tohana ireo tetikasa momba ny fitovian-jo maharesy lahatra.
Nosy Be : tanana voalohany eto Madagasikara manana mpitsoka zava-maneno kaominaly.
RN2: la route a été coupée pendant 4 heures pour la réhabilitation d’un pont.
Sud-ouest: le stock de riz est suffisant pour faire face aux périodes de soudure.
Analamanga: les meilleurs projets sur l’équité des droits homme-femme soutenus par l’état.
Nosy Be: première ville malgache à avoir une fanfare communale.