- Cote Est : les vagues peuvent atteindre 12 mètres et la submersion marine pouvant atteindre les 2 mètres.
- Antananarivo : les travaux de renforcement provisoire des digues maintenues et les stations de pompage à plein régime.
- Bongolava : les associations des jeunes ont mené une sensibilisation des préparations à l’arrivée du cyclone.
- Morontsiraka antsinanan’i Madagasikara : hatramn’ny 12 metatra ny onja ary ahiana ny fiakaran’ny ranomasina indrindra amin’ny faritra atsimotsimo kokoa.
- Antananarivo : nanaovana asa fanamafisana vonjimaika ireo fefiloha, tsy mitsaha-miodina ny ivo-toerana fanariandrano.
- Bongolava : nanao fanentanana ny mponina amin’ny fiomanana amin’ny rivodoza ny fikambanan’ny tanora.