- Analamanga : des animateurs radio venant de 10 régions jouissent d’une formation professionnalisante.
- Vakinankaratra : acquisition de camions de pompiers pour faire face aux incendies.
- Lutte contre la malnutrition dans le sud-est : en faveur des enfants de moins de 5 ans, des femmes enceintes et des mères allaitantes.
- Après le cyclone Batsirai : Mananjary bénéficie d’un approvisionnement en eau potable.
- Maroantsetra : le BNGRC offre une vedette rapide pour gérer les sinistres cycloniques.
- Analamanga : mpanentana amin’ny onjampeo avy amin’ny faritra 10 no mahazo fanofanana.
- Vakinankaratra : nahazo fiara vaventy mpamonjy voina
- Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ao Atsimo-Atsinanana : jerena akaiky ireo vehivavy bevohoka, reny mampinono ary ireo zaza latsaky ny 5 taona.
- Taorian’ny rivodoza Batsirai: Novatsiana rano fisotro madio i Mananjary.
- Maroantsetra : nomen’ny BNGRC lakana haingam-pandeha hiatrehana ny rivodoza Dumako.