- Vakinankaratra : région phare de l’énergie solaire.
- Atsinanana : Maintinandry abandonne la défécation en plein air.
- Melaky : début de plantation de 120 millions d’arbres par Eden Reforestation Projects.
- Menabe : la pisciculture pour lutter contre la malnutrition.
- Vakinankaratra: sangany amin’ny fampiasana herinaratra mandeha amin’ny masoandro.
- Atsinanana: resy lahatra hiala amin’ny fangerena ankalamanjana ny mponin’i Maintinandry.
- Melaky: nisantarana ny fambolena hazo 120.000.000 avy amin’ny Eden Reforestation Projects.
- Menabe : ampitomboina ny fiompiana trondro hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.