- Toamasina: Les résidents ne sont pas au courant de la progression du Cyclone faute d’éléctricité.
- Vohipeno:  Les personnes en risque d’innondation ont été évacuées vers les sites d’hébergement.
- Mahajanga: En avril, les habitants d’Amborovy auront accès à l’eau potable.
- Antsirabe: La commune Urbaine prendra des mesures sur les constructions illicites.
- Toamasina : Tsy mahara-baovao amin’ny fivoaran’ny rivo-doza ny mponina noho ny fahatapahan-jiro.
- Vohipeno : Efa nafindra toerana any amin’ny toerana fandraisana tra-boina ireo olona mipetraka any amin’ny faritra iva.
- Mahajanga : Ny volana aprily izao no ahazo rano fisotro madio ny mponina ao Amborovy.
- Antsirabe : Hiroso amin’ny fanalana ireo toerana tsy manara-dalà na ny kominina.