COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Facebook
Tsy nahitana soritraretina mampiahiahy na areti-mifindra tamin’ny taovan’ireo biby nozahana taorian’ny fanadihadiana nataon’ny ekipan’ny minisiteran’ny Fambolena.

Le Journal des régions du 21 août 2026

Titres VM : 

  • Toamasina: 51.57% ny taham-pahafahana Bakalorea
  • Fahafatesam-biby tany Atsimo: Natsangana ny Task Force hanara-maso
  • Antsirabe: tsy manaiky ny naoty fanalana azy ireo olona mipetraka eny Tsivatrinikamo sy Vatofotsy
  • RN12 A: andalam-panamboarana ny eo anelanelan’ny Masianaka sy Vaingaindrano

Studio Sifaka · 2026-08-21 NY VAOVAOMPARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter