COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Internet
Taorian'ny taona maro tsy nisiany dia naverina natsangana indray ny fikambanan'ny mpiseardia ao farihin'i Tritriva, distrikan’ny Betafo. 57 mianadahy no nahafeno fepetra tamin’izany.

Le Journal des régions du 22 août 2026

Titres VM : 

  • Ny lalana makany Ikongo indray no hitondrana ireo Genie militaire ao aorian’ny RN1Bis
  • Tritriva : tafatsangana indray ny fikambanan'ireo mpiseradia
  • Faritra Androy : miantso ireo maty biby tao Ambovombe hisoratra anaran any amin’ny biraon’ny Faritra ahafahana manampy azy ireo

Studio Sifaka · 2026-08-22 NY VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter