Titres VM :Â
- Faritra Sofia : Mitaky ny handraisana fepetra manoloana ny raharaha TSINGY BAY ny mponina
- Faritra Anôsy : Efa mitsangana ireo fotodrafitrasa hanohanana ireo mpifindra monina ao Agnarafaly
- Faritra DIANA : Manohitra ny fitrandrahana « terres rares » ao Ampasindava ny mponina sasany sy ny fiarahamonim-pirenena
- Faritra Melaky : Nilaza ireo hetahetany ireo tanoran’ny faritra mandritra ny Jeux de Melaky andiany faha-37








