Titres VM :Â
- Ho tapaka mandritran’ny 12 ora ny lalana mihazo an’i Marovoay amin’ny 31 aogositra izao
- VTT Mada: vita ny fanamby, dia amin’ny bisikileta niala Ambositra hatrany Taolagnaro
- Maresaka ny festival any amin’ny faritra amin’ity faran’ny herianandro ity
- Tombanana hahery be ny ranomasina any amin’ny morontsiraka Afovoany Andrefana, Atsimo Andrefana, Atsimo ary Atsinanan’ny Nosy








