COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Fandroso
23 ihany hatreto ny tetik'asa fangatahana fanohanana ara-bola avy amin’ny tanora voaray avy any Fianarantsoa ao anatin'ny Programan'asa nasionaly FANDROSO, telo volana aty aorian’ny nisokafany.

Le journal des régions du 29 août 2026

Titres VM :

  • Onitra amin’ny fitrandrahana ataoan’ny QMM: Mangataka ny handoavana ny 50 isan-jaton’izay aloha ny mponina ao Mandena
  • Antsirabe : tsy ihemotra ny tompon’andraikitra hanala ireo olona mipetraka tsy ara-dalana amin’ny tanim-panjakana
  • Fianarantsoa: 23 ihany hatreto ny tetik'asa fangatahana fanohanana ara-bola

Studio Sifaka · 2026-08-29 NY_VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter