Titres VM :
- Taolagnaro : Noesorin’ny mponina ao Mandena vonjimaika ny Sakana izay makao amin’ny toeram-pitrandrahana
- Mahajanga: Vita ny fanarenana ny seran-tsambo
- SAVA: Notanterina maimai-poana niala tany Antalaha ho any Toamasina ny mpianatra
- Farafangana: olona 13 naiditra amponja vonjimaika noho ny raharaha fitsaram-bahoaka








