COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Ministère des Transports et de la Météorologie
14 andro sisa dia ho tapitra ilay fe-potoana nomen’ny Minisiteran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro ireo mpitatitra mbola miasa eny amin’ny Fasan’ny Karana, mba hifindra eny amin’ny Gara Fisandratana Amoronakona.

Le Journal des régions du 1 septembre 2026

Titres VM :

  • Fasan’ny karana : 15 andro hifindrana eny Amoronakona
  • Mandroso ny fanamboarana ny lalana mampitohy an’ilempona sy belanitra
  • RGA-3 : 70% ny asa fanangonana angon-drakitra ao betsiboka no efa vita
  • Ady amin’ny fitrandrahana hazo an-tsokosoko : Tra-tehaka ny kamiao lehibe iray tao amin’ny Valanjavaboary Mikea

Studio Sifaka · 2026-09-01 NY_VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter