COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Ministère des Travaux publics
Eo anelanelan’ny tanàna an’Analabe sy ny Fokontanin’Antsahabe Est, ao amin’ny distrikan’Anjozorobe, faritra Analamanga, ilay asa fanamboarana ny « voie rapide » mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina amin’izao.

Le Journal des régions du 7 septembre 2026

Titres VM :

  • Voie rapide Antananarivo –Toamasina: Mitohy ny asa fanamboarana
  • Fandaharanasa « Laptop » : Tsy zakan’ny fahefaha-mividy ny mpianatra sasany ilay solosaina aloha vola tsikelikely
  • Bazar Kely Toamasina : Fanamafisana ny fiarovana taorian’ny hain-trano

Studio Sifaka · 2026-09-07 NY VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter