Titres VM :
- Taolagnaro : Hiverina ny asa fitrandrahana ao Mandena araka ny fampafantarana nataon’ny QMM omaly
- Manakara: Vehivavy iray no maty teo am-pandidiana noho ny fahatapahan’ny herinaratra
- DREN Toamasina: Eo amin’ny 20 isan-jato eo ny mpianatra tsy tafaverina nianatra
- Maintirano: Hisantatra voalohany ny fampiasana ny goudron avy ao Morafenobe








