Titres VM :
- SPM : Hividy vary akotry 1 500 taonina ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro
- FIA 2026 : Kaoperativa roa avy ao amin’ny faritra Betsiboka nahita lalambarotra vaovao
- Vita ny lalana 47 km mampitohy kaominina dimy ao amin’ny distrikan’ny Fandriana
- Foara Pedagojika tany Toliara: sehatra nifampizaran’ny mpampianatra any an-toerana ny fahaiza-mamorona








