COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Grandes Latitudes
Manodidina ny 5 000 mahery mantsy ny mpitondra cyclo possy misoratra anarana ara-dalàna.

Le Journal des régions du 15 septembre 2026

Titres VM :

  • Faritra Vakinankaratra : Mikatona ny fotoam-panjonoana andranomamy manomboka androany
  • Toamasina: Mitady izay hanamaivanana ny adin-tsainy ireo mponina sasany
  • Fanamboaran-dalana: Mbola misy ampahan-dalana voakasiky ny asa eto Antananarivo
  • Antsirabe: Misy lamina vaovao apetraka hampanarahan-dalàna ireo mpitarika posy sy cyclo posy

Studio Sifaka · 2026-09-15 NY_VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter