Titres VM :
- Morondava: Nirehitra ny faritra manodidina ny seranam-piaramanidina
- Toamasina: Nahazo fampiofanana amin’ny famonjena voina ireo mpiasan’ny fahasalamana
- Soanierana Ivongo: Ho vita amin’ity taona ity ny tetezana miisa telo
- Vatsin’ankohonana: Tokantrano 7000 ao Vohipeno no afaka nanitatra ny fidiram-bolany








