Titres VM :
- Fanarenana RN7 : Miroso ny dingana voalohany amin’ny fanarenana ny lalana anelanelan’i Sakaraha sy Mahaboboka amin’izao
- Fahasalamana : 36 ny matin’ny aretina tsy fantatra ao amin’ny Distrikan’Ifanadiana hatreto
- Fampihofanana arak’asa : Manomboka ny fiofanana ao amin’ny centre de formation spirituelle et professionnelle botovasoa Vohipeno








