Titres VM :
- Fanondranana lavanila 2026-2027 : Tsy maintsy mandalo tranonkala vaovao
- Faritra Analamanga : Omena hatramin’ny faran’ny volana novambra ireo mpianatra vao afaka bacc teo hanintsy sy hanamarina ny « relevé des notes »
- Faritra Vakinankaratra : Nanimba fananam-panjakana maro sy fananan’olontsotra ny avandra nirotsaka tao amin’ny fokontanin’ny Bemasoandro
- Faritra Boeny : vita 96% ny tetezan'i Bekomanga








