Titres VM :
- Bas Mangoky : Tafakatra 3000 ar ny kilaon’ny kabaro maina raha toa ka 1500 ar izany heritaona toy izao
- Mananjary: Olona 70 no vita fandidiana ongobe nanomboka tamin’ny volana mey
- Andro afrikanina ho an’ny fampangatsiahana: Nanatanetraka atrik’asa ny maha-zavadehibe izany ireo teknisiana amin’ny fampangatsiahana ao Toliara
- Itampolo: Miantso ny rehetra hifanome tanana hanadio ny Lavaka natao hisotroan’ny biby fiompy rano








