Titres VM :
- Hikatona manomboka androany ny jono langouste amina faritra miisa 8
- Mpiasan’ny kominina Fianarantsoa : Hahazo indemnité de logement 5 alina ariary isam-bolana
- Distrikan’ny Fenoarivobe : 6 taona aty aoriana, nahitana vokany ny fametrahana ny dinaben’ny Fenoarivobe
- Moramanga: Zokiolona miisa 250 isanan’andro no tonga manao fizaham-pahasalamana isaky ny telo volana








