Titres VM :
- Faritra Atsimo Atsinanana : Nahitana rotsak'orana betsaka ny faran'ny herinandro teo
- Faritra Itasy: Nosokafana ny ivotoerana Tosik'art ao Miarinarivo
- Manomboka ny fampiofanana isaky ny distrika mifandraika amin'ny fikaonandoham-pirenena
- Antanetibe Mahazaza- Faritra Analamanga: Mahatratra hatramin'ny 300 000 eo ny atody vokarina isanan'andro








