Titres VM :
- Ambanja: Taorian'ny fanentanana nataon’ny zandary, tanora ampolony no tonga nanatitra ny fitaovam-piadiana sy fitaovana fampiasa amin'ny fampihorohoroana
- Ambanjana, Analanjirofo : Nanao tsipaipaika 5 arivo isan-tokantrano ny olona manerana an’ny komnina hanarenana ny tetezana simba tamin’ny Batsirai
- Nanomboka omaly ny hetsika fanaovam-baksiny miady amin’ny kitrotro manerana an’i Madagasikara








