Titres VM :
- Université Mandritsara : Mitokona ny mpianatra, manohitra ny ny fiampangana ireo mpianatra efatra voalaza fa nanao hosoka tamin’ny fanadinana
- Ampasinambo sy Fasitsara : mbola misy tranga vitsivitsy tazomoka sy kitrotro vaovao
- Herinandro teo eo izao, avy ny orana any amin’ny tapany Atsimo Atsinanana Madagasikara. Efa mananararaotra mamboly ny tantsaha








