COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Katolika Televiziona
Tonga nanatitra taratasy fanoherana ny fanovana atao amin’ny fandaharam-pianarana androany ireo mpampianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina teny amin’ny CISCO manerana an’i Madagasikara.

Le Journal des régions du 9 octobre 2026

Titres VM :

  • Oniversiten’ny Mandritsara: efa navoaka ireo mpianatra valo nosamborin’ny mpitandron’ny filaminanana
  • Fanabeazana : Tonga nanatitra taratasy fanoherana ny fanovana atao amin’ny fandaharam-pianarana androany ireo mpampianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina
  • Vohipeno : vita ny fotodrafitr’asa mitsinjara rano izay efa tsy nandeha nandritran’ny 30 taona

Studio Sifaka · 2026-10-09 NY VAOVAOMPARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter