COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Projet Corecrabe
Mikatona ny jono drakaka manerana ny nosy manomboka amin’ny 16 oktobra misasakalina hatramin’ny 15desambra ho avy izao.

Le Journal des régions du 12 octobre 2026

Titres VM :

  • Voarara ny fanjonoana, fanangonanana, ny famarotana, ny fividianana, ny fitanterana ary ny fanondranana drakaka manerana ny nosy
  • Morondava : Tafiakatra 15 ireo tratry ny fahapoizinana ara-tsakafo vokatry ny fihinana trondro
  • Ihorombe : Afaka mamboly vary indroa isan-taona amin’izay ireo tantsaha ao amin’ny kaominina Sakalalina
  • Antananarivo : Nisy olona iray vaovao voamarina fa voan’ny nendran-drajako ny 10 oktobra lasa teo

Studio Sifaka · 2026-10-12 NY VAOVAOM-PARITRA aup3
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter