Titres VM :
- Antsiranana : Miverina ny fijalian-drano fisotro madio ho an’ny ao amin’ny oniversiten’Antsiranana
- Tontosa omaly alarobia tao Vohipeno ny lanonana ara-pomba fanandratana ny Mpanjaka vaovao ao Vatomasina
- Meteo : Nahazo fampitandremana miloko mena ny morontsiraka avaratry ny nosy indrindra ny any amin’ny Babaomby ary ireo morontsika manodidina azy








