Titres VM :
- Oniversiten’Antsiranana : Nivory ny tompon’andraikitry ny oniversite, ny solotenan’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiantifika ary ny filohan’ny fikambanan’ny mpianatra
- Vakinankaratra : Nanomboka omaly, ary haharitra telo andro ny hetsika Vitrine du Vakinakaratra andihany faha-28
- Atsinanana : Nametrahana saram-pandalovan’ny fiara ny kaominin’i Manambato sy Ambila Lemaintso








