Titres VM :
- Misy tangoron-drahona arahi-maso any Avaratra atsinanan’ny Madagasikara
- Mahanoro : Mbola tsy manomboka ny fanamboarana ny tetezana heritaona mahery aty aorian’ny nanapahana azy tamin’ny filan-kevitry ny ministra
- Morondava : Nozaraina diffuseur manaparitaka odimoka ny tokantrano
- Asa vaventy: Miomana amin’ny fiantrehana ny rivo-doza ny ministeran’ny asa vaventy








