Titres VM :
- Lasa rivodoza ary nomena ny anarana hoe AGUEDA ilay tangoron-drahona
- Fandriana : Nisokatra ny lalam-piofanana politeknika
- Brickaville: Voamboana miisa valopolo notapahana antsokosoko
- Njoaty an-jatony no tonga tao Vohemar nanatrika ny Joro Vangy Tany








