Titres VM :
- Andramasina : Tafidina hatrany amin’ny 150 ariary ny kilaon’ny ovy ny fiandohan’ny volana oktobra teo
- Ihorombe : Mbola manana hatramin’ny 24 Novambra ireo olom-pirenena feno taona hisoratana anarana anatin’ny lisim-pifidianana
- Antananarivo : Kodiaran-droa miisa 263 no nosavaina sy nanaovana fanentanana








