Titres VM :
- Antananarivo : Hanomboka handray ireo fisotroan-dronono tsy voaloha ny taon-dasa ireo mpiasan’ny oniversite misotro ronono
- Faritra Diana : Nohamafisina ny fizahantany ara-tontolo iainana hiarovana ny ala honko
- Antsirabe : Ao amin’ny fokontany 10 no tapaka na mihena ny famatsiana rano








