COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Facebook
Efa manomboka miverina tsikelikely ao amin’ny alan’Anadabolava ireo karazana varika nisy teo aloha. Midika izany fa nihatsara ny ala any an-toerana.

Le Journal des régions du 29 octobre 2026

Titres VM :

  • Faritra Boeny : Nihaona tamin’ny ministry ny asa sy ny fampanana asa ireo tanora avy ao Infinity TEAM Mahajanga
  • Faritra Analamanga : hisokatra ho an’ny mpampiasa lalana rehetra ny lalana mampitohy an’Alakamisy Fenoarivo ao amin’ny ditrikan’ Antananarivo Atsimondrano sy ny distrikan’ Ambohidratrimo
  • Faritra Atsimo Andrefana: Efa manomboka miverina tsikelikely ao amin’ny alan’ Anadabolava ireo karazana varika nisy teo aloha

Studio Sifaka · 2026-10-29 NY VAOVAOM-PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter