Titres VM :
- Faritra Boeny : Tafakatra 250 ireo tra-boina, tsy manan-kialofana ary 41 kosa ireo trano rava nohon’ny fandalovan’ny rambon-danitra tao amin’ny Fokontany Mangatelo
- Faritra Analamanga : Mihidy vonjimaika ny lalana sasany ao Antananarivo
- Faritra Vatovavy : Hiakatra manomboka ny fiandohan’ny volana Novambra izao ny saram-pidirana ao amin'ny Parc National Ranomafana








