Titres :
- Miverina ny 26 novambra izao ny fampianarana sy ny asa rehetra ao amin’ny oniversiten’antsiranana
- Hitombo 12 ny isan’ireo faramasia miandry raharaha eto antananarivo renivohitra manomboka ny 26 novambra
- Mitokona ireo mpiasa ao amin’ny fitaleavam-paritry ny fambolena sy ny fahaleovantena ara-tsakafo (drasa), vakinankaratra.








