Les titres :
- RN6: ho tapaka mandritran’ny alina ao anatin’ny 24 andro
- Sambava: niakatra avo roa heny ny tarehimarika olona nitondra ny VIH tamin’ity taona ity raha oharina tamin’ny 2025
- Vakinankaratra : Manomboka ny hetsika 16 tsy misy herisetra
- Mananjary : trano 60 may alina, tsy misy rano ahafahana mamono afo hoy ny ben-tanana








