COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Pixabay
Aujourd'hui 29 juin est la journée mondiale du "Petit Prince" de Antoine de Saint-Exupéry

Journal du 29 juin 2020

Soins à domicile de la covid-19 : quelles pratiques adopter ?

Un centre de prélèvement opérationnel à Andohatapenaka pour ceux qui présentent des symptômes.

Se confiner jusqu'à la fin de l'année scolaire. Quelles conséquences pour les élèves ?

Filière confection textile : Les articles de sport occupent les stocks.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 29 Journal VF



Eny amin’ny village Voara Andohatapenaka no hanaovana fitiliana maimaim-poana ho an’ireo izay miahiahy fa mitondra  ny valan’aretina Coronavirus.

Fifaninanana sorantononina nahaliana olona maro, indrindra ny olon-dehibe.

Alefa eny amin’ny hopitalim-panjakana avokoa ireo marary na ahiana ho mitondra ny tsimokaretina coronavirus ao Antsirabe.

Averina ny maha-olona ireo mpivaro-tena araka ny antso avo avy amina fikambanana iray.

Le Petit Prince nosoratan’i Antoine de Saint Exupery : Inona no tena hevitra voizin’io boky io ?

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 29 Journal VM