COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
L’ONU Femmes a procédé à une mise à jour des chiffres sur l’égalité femme-homme ce mois de septembre.

Journal du 23 septembre 2020

Antsirabe : Un nouveau centre de formation professionnelle pour les jeunes à Ambano.

Comment reconnaître une plateforme ou un site de paiement en ligne sécurisé ?

Intégration des jeunes dans les actions de plaidoyer.

Egalité femme-homme dans les médias : 24% des sujets d’informations parlent des femmes.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 23 Journal VF



Miatrika ny fanadinana BEPC tahaka ny mpianatra rehetra ireo manana fahasembanana ara-pahitana.

Faradoboka bakalorea : Mety hiteraka fikorantanan’ny sain’ireo mpianatra ny fanatrehana izany raha tsy mitovy amin’ny tany amin’ny sekoly nihaviana ny fomba fampianarana amin’izy ireny.

Kaominina Antananarivo renivohitra : Nozaraina sokajy dimy ny vola aloa ny amin’ny tsy fanarahana ny fehezam-pitsipika ho an’ny fikoloam-pahasalamana.

Mety ho voan’ny Alzheimer ve ny tanora?

Mitaky ny hampitomboana ho 50% ny ampahan-ketra aloan’ny orinasa ao Nosy Iranja ny ben’ny tanàna any an-toerana.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 23 Journal VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter