COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Studio Sifaka
The Dizzy Brains au concert "Rock X Hira Gasy" (IFM Analakely) samedi dernier.

Journal du 28 septembre 2020

-Ny fanomezana fahafahana ireo mponina any mizaka tena eo amin’ny sehatr’asa misy azy no tena fototry ny atao hoe : Fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra.

-Manao ahoana ny fomba fisafidianana ny fomba fandrindrana fiterahana na ny fomba fisorohana vohoka ?

-Fahasalamana : Mbola tsy tapitra ny ady amin’ny haromontana eto Madagasikara.

-Razafimanatsoa Franklin Andy, 11 taona, avy any Antsiranana no voalohany tamin’ny fifaninanam--pirenena mahakasika ny zon’ny ankizy.

-Nahaliana tanora maro ny seho an-kira maneho ny fanambarana ny gadona rock sy hira gasy natao tamin’ny faran’ny herinandro.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 28 Journal VM

-L’écotourisme communautaire contribue à l’amélioration des revenus de la communauté locale.

-Rédiger et soutenir son mémoire en période de confinement.

-Roland-Garros : Une expérience enrichissante pour les deux joueuses malgaches.

-Appel à candidature pour un atelier d’écriture pour les scénaristes africains.

-Des contes traduits en langue des signes pour sensibiliser tous les enfants.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 28 Journal VF
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter