COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux nationaux / Vaovao

©Région Androy
Des enfants dans la région d'Androy

Journal des régions du 27 Novembre 2020

  • 30 à 40% des élèves dans la région d’Androy ne se rendent plus à l’école à cause de la famine
  • Atsimo Andrefana : Les gens d’Amborompotsy boivent de la tisane de racines sauvage pour apaiser leur faim
  • Vatovavy Fitovinany : La population locale a maîtrisé le feu déclaré dans la réserve spéciale de Mangoro
  • SAVA : Le prix de la vanille sur le marché local a baissé jusqu’à 100 000 ariary

  • Androy : Nahatratra 30 hatramin’ny 40 % ny tahan’ny mpianatra tsy mandeha an-tsekoly noho ny kere
  • Atsimo Andrefana : fakan-kazo no tanehin’ny mponina ao Amborompotsy hatao ody noana mandra-pahita sakafo azo hanina
  • Vatovavy Fitovinany : Voafehin’ny olona monina manodidina ny valan-java-boaharin’i Manongo Farafangana ny afo
  • SAVA : Nidina 100 000 Ariary ny vidina lavanila teny an-tsena.

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 27 VAOVAM - PARITRA